txy_exo_text_udb/19/10.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 10 Dra hoy Yaveh tamin'i Mosesy ho:''Mandehana agny amy vahoaky. Amizao vo maray gny sy maisy hagnamasinanao ho anahy anazy reo, dra atovy liovin'ereo gny fiakazoany.\v 11 Mivonogna amy andro fahatelo, fa amy andro fahatelo dra hizoso ho eo amy tendrombohisin'i Sinay Yaveh.