txy_exo_text_udb/19/07.txt

1 line
516 B
Plaintext

\v 7 Dra avy Mosesy ka nitoka reo loholony vahoaky. Ka nalahany nanoloa anazy reo gny zaka aby zay nandidian'i Yaveh anazy.\v 8 Koa niara-namaly reo vahoaky ka nanao ho:''Nataonay aby zay nizakan'i Yaveh .''Dra nitaterin'i Mosesy tamin'i Yaveh gny zakan'olo.\v 9 Dra hoy Yaveh tamin'i Mosesy ho:''Ho avy eo aminao agnatiny raha matevy zaho ba hahafahany gny vahoaky mahare anao raha mizaka miaraky aminao zaho dra ba hahafahany hino anao mandrakariva koa.''Dra nambaran'i Mosesy tamin'i Yaveh reo zakany gny vahoaky.