txy_exo_text_udb/19/03.txt

1 line
643 B
Plaintext

\v 3 Dra niakasy tao amin'Agnahary Mosesy.Dra nitoka anazy laha teo amy tendrombohisy Yaveha ka nanao ho:''Sy maisy hizakanao gny akohonan'i Jakoba, dra gny vahoakin'i Israely ho: ''\v 4Fa hitadrareo izay nataoko tamigny Egyptiana, gny fomba nandesako adrareo tamigny alasy gny voromahery vo gny nitonako adrareo ho eto aminahy. \v 5Dra akehitriny dra, gny miteno apakatoava gny feoko hadrareo dra mitadry gny fagnekeko, dra ho harena manokana hon'ahy hadrareo mihoasy amigny olo aby, satria anahy gny tany aby. \v 6Dra ho fazaka-pisoro vo ho firenena masina hon'ahy hadrareo. Ireo zaka ireo gny sy maisy ho zakanao amigny vahoakin'Israely.'''