txy_exo_text_udb/19/01.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 1 Tamy volana fahatelo tafarany nialany vahoakin'Israely gny tany Egypta, tamin'io andro io avo, gny nahahavian'ereo tao an'efisin'i sinay.\v 2 Koa fa gny niala tao Refidima izy reo ka nagnagny an'efisin'i Sinay, dra nitoby tao an'efisy teo anoloany tendrombohisy.