txy_exo_text_udb/10/24.txt

1 line
591 B
Plaintext

\v 24 Nampitoka an'i Mosesy i Farao nanao ho:''Mandehana manompo an'i Yaveh. Afaky mandeha miaraky aminao na gny fianakavianao aza, fa reo agn'ondry vo osinao vo reo agn'omby koa dra sy maisy hazano.''\v 25 Fa ho Mosesy ho:''Sy maisy homenao biby atao soro vo fagnatisy dora avo koa zahay ba hanovanay anazy reo ho an'i Yaveh Zagnaharinay.\v 26 Sy maisy miaraky aminay avo koa reo biby fitezanay;ka sy hisy hanga na dra hitro raiky amin'ereo aza,fa sy maisy andesinay hanompoa an'i Yaveh Zagnaharinay reo.Satria sy fatanay hoe amy ino gny sy maisy hanompoanay an'i Yaveh mandraky ombia agny.