txy_exo_text_udb/10/16.txt

1 line
352 B
Plaintext

\v 16 Laha teo i Farao dra nampitoka malaky an'i Mosesy vo Arona ka nanao ho:''Nanota tamin'i Yaveh Zagnaharindreo vo tamindrareo zaho.\17 Koa amizao,mamela gny heloko amin'izao fotoa zao;dra mivavaha amin'i Yaveh Zagnaharindreo ba hagnalany aminahy itiho fahafatesa itiho.''\v 18 Koa niboaky laha tao amin'i Farao i Mosesy dra nivavaky tamin'i Yaveh.