1 line
435 B
Plaintext
1 line
435 B
Plaintext
\v 12 Dra ho Yaveh tamin'i Mosesy ho:''Ahijiro amy tanin'i Egypta gny tagnanao ho an'ereo valala, ba hanafihan'ereo gny tanin'i Egypta ka hihina raha-masiry ao aminizay, gny raha aby zay sisa sy toro gny havandra.''\v 13 Dra nanondrosy gny tehiny tamy tanin'i Egypta i Mosesy, ka ninday sioky laha tagny asignana tamy tany Egypta i Yaveh nandrisy gny andro vo hariva igny.Nony maray, dra nandesiny sioky laha tagny asignana reo valala. |