txy_exo_text_udb/10/09.txt

1 line
541 B
Plaintext

\v 9 Ho Mosesy ho:''Handeha hiaraky amy tanora vo gny antisy zahay, miaraky amy zanadahiny vo zanakapelanay. Handeha hiaraky amin'ereo agn'ondry vo osay vo agn'ombinay zahay, satria sy maisy manao foravoravoa ho an'i Yaveh.''\v 10 Ho i Farao tamin'ereo ho:''Homba andrareo tokoa anie i Yaveh, raha handefa andrareo vo gny zanakindrareo zaho.Ingo,mana sai-drasy iandrareo.\v 11 Aha!Mandehana, gny lelahy eo amindrareo avo, ka manompoa an'i Yaveh, satria ze gny taliavindrareo.''Dra nandesiny niboaky teo anatrehan'i Farao i Mosesy vo i Arona.