txy_exo_text_udb/10/07.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 7 Ho reo mpanompon'i Farao taminazy ho:''mandraky ombia io lelahy io gny ho fampitahora ho asika ?Angao andeha reo Israelita ba hanompoan'ereo an'i Yaveh Zagnaharin'ereo.Sy bo hitanao fa rava se Egypta?''\v 8 Dra nandesiny tagny amin'i Farao draiky Arona vo i Mosesy, zay nizaka tamin'ereo ho:''Mandehana manompo an'i Yaveh Zagnaharindreo .Fa iza aby reo olo handeha?''