txy_exo_text_udb/10/05.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 5 Handrakoky gny tany aby reo ka sy hisy afaky hahita gny tany.Hihina anizay sisa nangany havandra reo.Hihina gny hazo aby egny antanimboly zay mirisy ho anao avo koa reo.\v 6 Hameno reo tragnonao, vo gny tragnon'ereo mpanomponao, dra gny an'ereo Egyptiana aby reo-raha sy bo fahita draiky hatraminigny andro naha-teto agnabony gny tany anazy reo ka hatramin'izao.'''Laha teo dra lasa Mosesy ka niala teo amin'i farao.