txy_exo_text_udb/10/01.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 1 Ho Yaveh tamin'i Mosesy ho :''Mandehana agny amin'i farao, fa nohamafisiko gny fony vo gny fon'ereo mpanompony. nataoko zay ba hanehoa reo famatara gny heriko eo amin'ereo.\v 2 Nataoko avo koa zay ba hagnambaranao amin'ereo zanakao vo zafikelinao zay raha vitako , gny hamafiny gny fomba nandesako an'i egypta, vo gny fomba nagnomezako famatara gny heriko isan-karazany teo amin'ereo.aminizay fomba zay gny hahafataranao fa zaho gny Yaveh.''