\v 17 Ho Yaveh tamin'i Mosesy :''Hataoko avo koa zay raha nangatahinao zay, fa nahita fitia teo amasoko ianao, dra mahay anao amy agnara zaho.'\v 18 Ho i Mosesy :''Ba asehoy anahy ra gny voninahitrao.''