\v 8 Ho Yaveh tamin'i Mosesy vo tamin'i Arona ho:\v 9''Raha mizaka aminao i Farao ho:''Manova fahalasa,'dra hizaka an'i Arona ianao ho:'Rambeso gny tehinanao dra atoraho eo anoloan'i Farao , ba hivaliky bibilava zay.'''\v 10 Dra nagnagny amin'i Farao i Mosesy vo i Arona, dra nanao araky zay nandidian'i Arona teo anoloan'i Farao vo reo mpanompony gny tehiny, ka lasa bibilava zay.