\v 14 Nizaka tamin'ereo loholo Mosesy ho:''Mizanogna eto dra miambena anay mandra-piaregnanay eto amindrareo.Arona vo Hora dra miaraky amindrareo. Raha misy olo mana fifandira . angao izy handeha agny amin'ereo.''\v 15 Dra nandeha niakasy antendrombihisy i Mosesy, dra gny raho nanaro anizay.