txy_exo_text_udb/33/12.txt

1 line
446 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-04 05:24:03 +00:00
\v 12 Ho i Mosesy tamin'i Yaveh:''Ingo, Ianao nizaka taminahy ho:'Andeso magnisaky reo olo reo,'nefa Ianao sy nagnega anahy hahafatasy ho iza gny hirahinao hiaraky aminahy. Nizaka Ianao ho:''Zaho mahay anao amy agnara, dra nahita fitia teo amasoko koa ianao.'\v 13 Amizao raha nahita fitia teo amasonao dra zaho, asehoy anahy gny lalanao ba hahafahako mahafatasy anao dra hanohy hila fitia eo amasonao.Sarovy fa vahoakinao itiho firenena itiho.''