2021-05-04 04:11:38 +00:00
|
|
|
\v 33 Ho Yaveh tamin'i Mosesy ho:''Na iza na iza nanota taminahy, dra ho alako ao agnatiny toby gny agnarany zay olo zay.\v 34 Koa mandehana amizao, tariho ho agny amy toera zay fa nizakako anao gny vahoaky.Indro, hialoha anao gny azeliko.Fa amy andro hamaizako anazy reo, dra ho faiziko noho gny fahotany izy reo.''\v 35 Avy eo Yaveh nandefa loza teo amin'ereo vahoaky satria izy reo nagnamboasy gny agn'omby monta , zay nataon'i Arona.
|