2021-05-01 06:51:07 +00:00
|
|
|
\v 15 Dra niresaky tamin'ereo mpampivelo Hebreo gny mpazakan'i Egypta;gny agnarani raiky dra Sifra, dra gny raiky Poa.\v 16 ho izy ho;''Raha magnatriky reo ampela Hebreo eo amy seza fiteraha iandrareo, dra araho maso izy reo raha miteraky . Raha zazalahy zay, dra sy maisy hovonandrareo izy; fa raha zaza ampela koa, dra afaky anga ho velo.''\v 17 fa natahosy agn"agnahary reo mpampivelo ka sy nanao ze nandidian'i Mpazakan'i Egypta anazy reo; nangan'ereo ho velo reo zazalahy.
|