txy_exo_text_udb/10/01.txt

1 line
241 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-06 12:06:00 +00:00
\v 1 Ho Yaveh tamin'i Mosesy ho :''Mandehana agny amin'i farao, fa nohamafisiko gny fony vo gny fon'ereo mpanompony. nataoko zay ba hanehoa reo famatara gny heriko eo amin'ereo.\v 2 Nataoko avo koa zay ba hagnambaranao amin'ereo zanakao vo z