\v 12Fa ao amin'i Kristy gny anagnasika fahasakia vo lala apahatokia nohonigny finoasika Anazy. \v 13Noho izay mengavy andrareo zaho ba sy ho kivy nohonigny fizaliako ho andrareo, ze voninahindrareo.