1 line
300 B
Plaintext
1 line
300 B
Plaintext
\v 6Izay mary sita zay dra mizaka fa reo Jentlisa dra mindray mandova, vo piara-miombo amigny vata, dra mizara gny fapanatena ao amin'i Kristy amigny alalanigny filazasara ereo. \v 7Fa lasa panopon'izay filazasara izay zaho tamigny fahasoavan'Agnahary name anahy tamigny alalanigny fiasanigny heriny. |