|
\v 3Fa sy tokony hisy na dre zaka fizangazanga na kara fahalotoa na sy fahonogna-tegna aza eo amindrareo, fa sy mendriky gny olo-masin'Agnahary reo. \v 4Aoky sy hisy mamoafaly, resaky adaladala, vo hanihany tafahoasy_fa sy mendriky gny amireo aby. Fa tokony hisy fakasitraha. |