txy_eph_text_reg/04/17.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v 17Noho izay, dra mizaka vo manindry fatrasy anizay ao amigny Topo zaho, ba sy hiay manahaky gny Jentilisa sasy handrareo, amigny fahafoagnanigny fisaignan'ereo. \v 18Mezy gny fahezan'ereo, tafasaraky amigny fiaignan'Agnahary nohonigny sy faheza ao amin'ereo, nohonigny fahamafisa-pon'ereo. \v 19Sy mahay megnasy ereo vo manolosy gny vatan'ereo ho amigny filanigny nofo, dra manohy manao anizao karaza-pahalotoa aby zao.