txy_eph_text_reg/01/11.txt

1 line
281 B
Plaintext

\v 11Ao amin'i Kristy dra voatendry ho pandova isika. Nifiliny meloha araky fandaharanigny mapiasa gny raha aby araky gny tazonigny sitrapony isika. \v 12Zagnahary nanendry asika ho pandova ba hosika gny mana fahatokisa volohany ao amin'i Kristy, ba ho fidera gny voninahiny isika.