txy_eph_text_reg/03/06.txt

1 line
300 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-01-10 07:03:08 +00:00
\v 6Izay mary sita zay dra mizaka fa reo Jentlisa dra mindray mandova, vo piara-miombo amigny vata, dra mizara gny fapanatena ao amin'i Kristy amigny alalanigny filazasara ereo. \v 7Fa lasa panopon'izay filazasara izay zaho tamigny fahasoavan'Agnahary name anahy tamigny alalanigny fiasanigny heriny.