txy_deu_text_udb/02/08.txt

1 line
259 B
Plaintext

\v 8Ko dra nandalo tagny amigny tanin'ireo rahalahisika isika, dra gny taranak'i Esao ze monin'agny Seira, lavisy gny lalan'i Araba, boak'agny Elata vo boak'agny Ezion-Gebera. Boak'eo nihery isika dra nandalo teo amigny lala magnagny amigny tany efis'i Moaba.