1 line
370 B
Plaintext
1 line
370 B
Plaintext
\v 14Hoy Yaveh tamin'i Mosesy ho: "Ingo, ho avy gny andro ze sy maisy hahafatesanao; tokavo i Josoa dra manolora tegna ao amigny lay fihogna, ba hahafahako magnome baiko anazy." Dra nandeha Mosesy vo Josoa dra nanolosy gny vatan'ereo tao amigny lay fihogna. \v 15Niseho tao amigny lay tamigny andry rahon'i Yaveh; gny andrin-draho nisanga teo amigny vatrangaranigny lay. |