txy_deu_text_udb/13/15.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 15Azo atoky fa hanafiky reo ponina ao amizay tana zay amigny lela-sabasy handrareo, hamotiky tateraky anizay vo gny olon'aby ao aminazy, miaraky amireo biby teza, amigny alalanigny lela-sabasy. \v 16Hamory reo etan'aby voababo amize ho eo agnevonigny lala handrareo dra hagnoro gny tana, vo reo eta voababo aby__ho an'i Yaveh zagnaharindrareo. Ho tana haolo mandrakizay gny tana, dra sy hasanga sasy zay.