1 line
366 B
Plaintext
1 line
366 B
Plaintext
\v 1 Manahaky anizao reo zaka ze nizakan'i Mosesy tamin'Israely aby tagny an-dafin'i Jordana tagny agnefisy, tegny amigny lemaky gny lohasakan-driakigny anin'i Jordana tandrifin'i Sofa, teo agnelagnelan'i Parana, Tofela, Labana, Hazerota, dra gny Dazahaba. \v 2Lala raiky ambiny foly andro boak'agny Horeba mandalo gny tendrombohisy Seira hatragny Kedesa-barnea zay. |