txy_deu_text_udb/12/29.txt

1 line
445 B
Plaintext

\v 29Gny fa mandringa reo firenena sy ho eo anoloanao i Yaveh zagnaharinao, gny fa mandeha ba hangalaky anizay amin'ereo hanao, dra azonao zay, dra monin'ao amigny tanin'ereo hanao, \v 30dra tandremo gny vatanao ba sy ho voafandriky hagnaraky anereo, gny fa voaringa hiala eo agnatrehanao ereo__ho voafandriky hagnety gny zagnaharin'ereo, hagnotany ho: 'Nagnino gny fanopoan'ireo firenena reo gny zagnahariny? Ba hanao manahaky anizay koa zaho.'