txy_deu_text_udb/34/07.txt

1 line
259 B
Plaintext

\v 7Ropolo amby zato tao i MOsesy tamin'izy maty; sy pahina gny masony, na nihena gny hery voazagnahariny. \v 8Nandala an'i Mosesy tagny amigny tany lemak'i Moaba nandrisy gny telopolo andro gny vahoakin'Israely, boak'eo tapisy reo andro fandalan'an'i Mosesy.