txy_deu_text_udb/03/12.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 12Gny tany ze nalanay ho fanagna tamizay fotoa zay tamin'i Aroera, ze teo amoronigny Lohasakan'i Arnona, gny asasaky gny havoanigny tanan'i Gileada, vo reo tanany dra fa nameko an'ireo Rebonita vo reo Gedita. \v 13Gny Gileada sisa tavela vo Basana aby, gny fazakan'i Oga, dra nameko gny asasaky gny fokon'i Manase: reo faris'i Argoda aby, vo Basana aby. (zay faritany zay avo gny tonoka ho tanin'i Refaita.)