txy_deu_text_udb/32/30.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 30Ataon'ny iray manaoakory gny hagneziky arivo, na gny ro hapandososy iray alina, gny sy gny vatolapiny gny fa namarosy anazy, dra Yaveh gny fa nahafo anazy ireo? \v 31Fa gny vatolapin'ireo fahavalosika dra sy mitovy amigny vatolapisika, araky izay fa eken'ny fahavalosika.