txy_deu_text_udb/32/23.txt

1 line
280 B
Plaintext

\v 23Hapivangongo loza eo amign'izy ireo zaho; hitifisy anazy ireo amigny zana-sipikao aby zaho; \v 24Ho fatin'ny hanoanana izy ireo dra ho levon'ny hafana ma vo fadrava mafaisy; halefako ho eo amin'izy ireo koa gny nifin'ireo bibidia, midray amigny poizin'ny biby amigny botany.