txy_deu_text_udb/02/10.txt

1 line
210 B
Plaintext

\v 10(Nony tagny gny Emima faela, ze ferenena lahibe, maro an'isa, dra lava manahaky gny Anakita; \v 11nitakary manahaky gny Refaita avo koa reo, manahaky an'ireo Anakita; fa tonokan'ireo Moabita ho Amima ereo.