txy_deu_text_udb/01/15.txt

1 line
465 B
Plaintext

\v 15Ko dra nalako reo lohany eo amigny fokondrareo, dra reo lelahy hendry, vo lelahy manan-daza soa, dra hanao anereo ho lohandrareo, pifehy gny arivo, pifehy gny zato, pifehy gny dimapolo, pifehy gny folo, dra manamboninahisy, isaky gny foko. \v 16Nandidy reo pisara handrareo zaho tamizay fotoa zay, nanao anizaholy ho: 'Tenoy gny fifamalia eo amireo rahalahindrareo, dra misara apahamarigna manoloa gny olo vo gny rahalahiny, dra reo vahiny ze mindrain'aminazy.