txy_deu_text_udb/34/10.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 10Sy nisy paminany manahaky an'i Mosesy mihisy tao Israely, ze fatas'i Yaveh nifagnatriky taminazy. \v 11Sy bo nisy paminany manahak'anazy tamireo famatara vo fahagaga ze nagnirahan'i Yaveh anazy ba hatao agny amigny tany Egypta, agny amin'i Farao, vo reo panopony aby, dra agny amigny taniny aby. \v 12Sy bo nisy paminany manahaky anazy amigny asa lahibe aby vo mapatahosy ze nataon'i Mosesy teo amason'Israely aby.