1 line
514 B
Plaintext
1 line
514 B
Plaintext
\v 47Nalan'ereo ho fanagnanay gny taniny, vo gny tanin'i Oga pazakan'i Basana__reo gny pazakanigny Amorita rolahy, ze tagny andafin'i Jordana nagnasignana. \v 48Nanomboky boak'agny Aroera, teo amoronigny lohasakan'i Arnona, dra hatragny amigny Tendrombohisy Siona (na Tendrombohisy Hermona) zay fari-tany zay, \v 49dra tafilisy tao amizay gny lemaky gny lohasakan-driakin'i Jordana aby, magnasignana magnagny andafin'i Jordana, magnagny amigny Ranomasin'i Araba, dra hatragny amigny hatsanigny Tendrombohisy Pisga. |