1 line
335 B
Plaintext
1 line
335 B
Plaintext
\v 37Akory tia an'ireo razambenao Izy, dra nifily gny taranaky ze nandimby anereo, dra ninday anao niboaky an'i Egypta teo amigny fagnatrehany, tamigny heriny lahibe; \v 38ba handroaha gny firenena lahibe vo matazaky noho hanao hiala eo anoloanao, dra hapilisy anao ao, ba hagnomezan'anao gny tanin'ereo ho lova, manahaky gny androany. |