\v 1Ka manao soron'agnomby na agnondry ze misy kilema na raha rasy ho an'i Yaveh zagnaharindrareo, akory zay dra fahavetaveta amin'i Yaveh zagnaharindrareo.