txy_deu_text_udb/31/16.txt

1 line
276 B
Plaintext

\v 16Hoy Yaveh tamin'i Mosesy: "Ingo, hindray handry amireo razanao hanao; io vahoak'io dra hisanga dra hanao manahaky gny pizangazanga magnoriky zagnahary hafa ze eo aminereo ao amigny tany ze handehananereo. Hahafo Anahy ereo dra handrava gny fagnekeko ze nataoko taminereo.