txy_deu_text_udb/10/12.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 12Ko amizao, ry Israely, ino moa gny angatahin'i Yaveh zagnaharinao aminao, afa-sy gny fatahora an'i Yaveh zagnaharinao, gny handehana amigny lalany aby, gny hitianan'anazy, dra gny hanopoan'an'i Yaveh zagnaharinao amigny fonao manotolo, \v 13gny fitandrema reo didin'i Yaveh, vo reo lalany, ze handidiako anao amizao ba ho soa honao manoka?