txy_deu_text_udb/10/10.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 10Nitoby tao atendrombohisy manahaky gny tamigny voalohany zaho, efapolo andro efapolo hariva. Niteno anahy avo koa Yaveh tamizay fotoa zay; sy nagniry gny handringan'anao Yaveh. \v 11Hoy Yaveh taminahy ho: 'Miarena, mandehana eo alohanigny vahoaky hitariky anereo amigny liany. Dra hilisy ereo dra hangalaky gny tany ze fa nianianako tamireo razambeny fa hame anereo.'