|
\v 15Nameko an'i Makira i Gileada. \v 16Reo Robenita vo reo Gadita dra nameko gny tany manomboky eo Gileada dra hatragny amigny Lohasakan'i Arnona__gny agnevonigny lohasaka gny fari-taninigny farisy__dra hatragny amigny Renirano Jaboka, ze fari-taninigny taranak'i Amona. |