txy_deu_text_udb/03/08.txt

1 line
441 B
Plaintext

\v 8Tamizay fotoa zay gny nangalanay gny tany teo apelatagnan'ireo pazaka ron'i Amorita, ze tagny andafin'i Jordana, boak'ao amigny Lohasakan'i Arona hatragny amigny Tendrombohisy Hermona \v 9(Tendrombohisy Hermona ze tonokany gny Sidoniana ho Senira, dra tonokany gny Amorita ho Senira) \v 10vo reo tananigny tany lemaky aby, Gileada aby, dra gny Basana aby, gny lalan'aby magnagny Saleka vo Edrehy, reo tananigny fazakan'i Oga ao Basana."