txy_deu_text_udb/03/05.txt

1 line
381 B
Plaintext

\v 5 Reo tanan'aby reo dra voaaro soa tamigny lalanigny manda abo, vavahady, dra hily fatrasy; afa-sy vohisy maro ze sy misy manda. \v 6Niravanay tateraky ereo, manahaky gny nataonay tamin'i Sihona pazakan'i Hesbona, nirava tateraky reo tanan'aby__gny lelahy vo gny apela dra gny zaza. \v 7Fa gny biby teza aby vo gny fanagna tao amireo tana reo koa, dra nalanay ba ho fanagnanay.