txy_deu_text_udb/03/03.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 3Ko namen'i Yaveh Zagnaharinay anay gny fandresena an'i Oga pazakan'i Besena, dra reo vahoany aby dra natoao teo ambany fahefanay. Nivononay avokoa ereo aby pandrapaha-sy nisy tavela sasy reo vahoany. \v 4Nalanay avokoa reo tananay aby tamizay fotoa zay; sy nisy tana ze sy nalanay taminereo: tana enipolo__gny faris'i Argoba aby, gny fazakan'i Oga ao Basana.