txy_deu_text_udb/02/20.txt

1 line
535 B
Plaintext

\v 20(Zay avo koa dra takary ho tanin'i Refaita. Fa nony tao reo Refaita faela__fa reo Amonita nitoka anereo ho Zamzomita__\v 21firenena lahibe, maro an'isa, dra lava manahaky reo Anakita. Fa Yaveh nandringan'anereo sy ho eo anoloan'ireo Amonita, dra nitakarin'ereo dra napetrany teo amigny toeran'ereo. \v 22Manahaky anizay koa gny nataon'i Yaveh tamin'i vahoakan'i Esao, ze nony tagny Seira, gny fa nandringa reo Horita sy ho eo anoloany ereo, dra nandroaky anereo gny taranak'i Esao dra nitoby teo amigny toeran'ereo mandrak'amizao.