1 line
362 B
Plaintext
1 line
362 B
Plaintext
\v 16Tandremo gny vatandrareo ba sy ho voafitaky gny fondrareo, dra hivily vo hanopo zagnahary hafa vo hekohoky amin'ereo handrareo; \v 17ba sy hirehisy amindrareo gny fahorian'i Yaveh; dra ba sy hapikato gny lagnisy Izy ba sy hisianigny ranon'ora, dra gny tany sy hamoa gny tegnany, dra ba sy haharingan'andrareo malaky amigny tany soa ze amen'i Yaveh andrareo. |