txy_deu_text_udb/06/18.txt

1 line
243 B
Plaintext

\v 18Hanao mary vo soa eo amason'i Yaveh hanao, ba hahasoan'anao zay, dra ba hahafahanao milisy vo mana gny tany soa ze fa nianianan'i Yaveh tamireo razanao, \v 19ba hangala reo fahavalonao aby sy ho eo anoloanao, araky gny fa nizakan'i Yaveh.