1 line
375 B
Plaintext
1 line
375 B
Plaintext
\v 46Dra hoy izy tamin'izy ireo: ''Hafatohy ao asaidrareo ireo zaka aby izay nizoroako vavolombelo tamidrareo androany, ba hadidiadrareo gny zanakidrareo hitadrina an'izay, gny tegny aby an'ity lalana ity. \v 47Fa sy zava-poana ho adrareo izay, satria fiaignadrareo, fa amin'izay raha izay gny hahalava gny andronao amin'ilay tany izay hisahanao an'i Jordana ho fanagnanao.'' |